|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba ho arivo tratran' ny taona
Singan-teny  2 arahaba, 3 ho, 4 arivo, 5 tratra, 6 taona
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha tojo ny taom-baovao. [1.1]
Voambolana  9  Teny fanajana
Tsipelina hafa  10 arahaba tratran' ny taona, arahaba tratry ny taona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02